Livre d'or

2 message(s) dans le livre d'or

alain_vahiny Le 13/10/2010

marina zeny ; tongava aty ! fa agnay miambina aty ! aza ela fa tsy sanatria songetaka ity fa tena site professionnel !
tany misy hotel ; izy koa anao efa navy ta Nosy Be - Ambadiky lalambe à Bazar be @la pointe eo (tsy ilay araiky mandeha Andavakotoko fa ilay araiky mandeha La Batterie).
Merci zalahy e !

djad Le 09/10/2010

zao tia andeha @ anareo agny fa mbala tsisy vola asa karakory . no sogetaka fo zegny fa zao mbola ho avy tsy ho ela avy.en general site nareo tsara ;mazotoa manohy fa mafinaritra ny vitanao

Écrire un message sur le livre d'or

 

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site